Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fitiavana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Amboa | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno, afahana iray, dia tapany. [2.653 #374]
Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno ; ahafahana iray, dia tapany. [2.415 #1418] Aza atao toy ny haron-kely ny fitiavana : asiana roa dia feno, afahana iray dia tapany. [2.558 #432] | ||||||||||||||||||||
French translation | N' ayez pas une affection aussi bornée qu' une petite corbeille : si on y met deux objets, elle est pleine ; si on en enlève un, elle est à moitié vide. [2.415 #1418] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de la polygamie. [2.415 #1418] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Aza dia ny fitiavana avoko no hihinanana Aza dia ny fitiavana avoko no ihinanana | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Fanambadian-tambohokaraika, ny fitiavana efa tsisy, fa ny fihavanana sisa. [1.147 #F8] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Fitiavako trandraka tsy Fitiavako trandraka tsy | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Fitiavako trandraka tsy hibabeko alika. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Fitiavako vary tsy ilelafako ondroka. [1.147 #F31] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Fitiavam-bary no tsy ifantenana akotry. [2.415 #4674, 2.653 #974]
Fitiavam-bary ve no tsy ifantenana akotry? [2.558] Fitiavam-bary ve no tsy itsimponana akotry? [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est par amour du riz qu' on ne choisit pas un à un, les grains de riz non décortiqués. [2.415 #4674] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui mangent goulûment. Autre sens : l' affection n' empêche par les remontrances. [2.415 #4674] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Izay tsy faly amin' ny fitiavam-badiny, dia hanimba ny hareny. [2.558 #1521] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Izay tsy faly amin' ny fitiavam-badiny, mora hozongozonina ho diso. [2.558 #1522] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Kely ny fitiavana ka tsy tafita ny rano. [2.558 #110] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Manemitra ivelany toy ny vady lany fitiavana. [2.558 #2094] | ||||||||||||||||||||
Proverb 12 | Matokim-pihavanana ka tsy mataho-miteny. [2.558]
Matokim-pitiavana ka tsy mataho-miteny. [2.558] Matokim-pitiavana, ka tsy matahotra miteny. [2.653 #1685] | ||||||||||||||||||||
Proverb 13 | Matokim-pitiavana, ka | ||||||||||||||||||||
French translation | Cet homme abuse de la confiance du souverain : il va jusqu' à mettre la main sur son épaule. [2.415 #217] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de tout abus de confiance. [2.415 #217] | ||||||||||||||||||||
Proverb 14 | Matokim-pitiavan’ ny maro, ka mifidy takona, maka mangina. [2.558 #2190, 2.653 #1686] | ||||||||||||||||||||
Proverb 15 | Ny fitiavam-bola mosavy misoko. [2.558 #3006] | ||||||||||||||||||||
Proverb 16 | Ny fitiavam-bola no | ||||||||||||||||||||
French translation | L' amour de l' argent c' est les plumes de la queue de la sorcellerie. [2.165 #736]
L' amour de l' argent est la queue de la sorcellerie. [2.415 #2320] | ||||||||||||||||||||
Proverb 17 | Ny fitiavana mahay manova endrika. [2.558 #3009] | ||||||||||||||||||||
Proverb 18 | Ny fitiavana no lakilen' ny fon' ny olona. [2.415 #5120] | ||||||||||||||||||||
French translation | L' affection est la clé des coeurs : elles les ouvre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Proverbe d'origine récente. [2.415 #5120] | ||||||||||||||||||||
Proverb 19 | Ny fitiavana no lany ka ny maso no tsy ajery havana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 20 | Ny fitiavana no tsara noho ny rakitra saro-bidy. [2.415 #5121] | ||||||||||||||||||||
French translation | L' affection vaut plus qu'un trésor. [2.415 #5121] | ||||||||||||||||||||
Proverb 21 | Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka. [2.558 #3008] | ||||||||||||||||||||
Proverb 22 | Ny fitiavan-tanindrazana no lova | ||||||||||||||||||||
French translation | L' amour de la terre des ancêtres, voilà bien l' héritage des descendants. [2.415 #987] | ||||||||||||||||||||
Proverb 23 | Ny mpitaiza no | ||||||||||||||||||||
Proverb 24 | Ny njola no atao mifanaraka, ny | ||||||||||||||||||||
Proverb 25 | Sihanaka Sihanaka Sihanaka | ||||||||||||||||||||
French translation | Un Sihanaka qui reçoit un coup de pied d' une vache (qu' il allait traire) souffre ainsi pour avoir aimé le lait. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 26 | Tsy ny tanim-bary no madinidini-bary, fa isika roroa no madinidini-pitiavana. [2.415 #5151] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ce n' est pas le riz des rizières qui est petit, c' est notre amour à tous deux qui est petit. [2.415 #5151] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Paroles dites pour reprocher le peu d'amour. [2.415 #5151] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||