Entry vady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
Explanations in English A spouse [1.7]
Explanations in French époux, épouse [1.3, 1.8]
Examples Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Titles Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Proverbs 
Articles 

Entry vady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
Explanations in English One of a pair [1.7]
Explanations in French Ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3]
 L'un d'une paire [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/05