|
|
|
|

Entry1  roroa
Root  2  roa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa [1.1]
Explanations in French  5  couple, se dit des époux [1.3, 1.5]
6  se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement [1.3]
7  se dit de deux personnes pouvant se marier [1.5]
Examples  8  Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
9  Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
Other spellings  12  roaroa

Anagrams  13  rorao, roroa

Updated on 2023/01/20