Entry fitiavana (tia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1]
Explanations in English Love, affection, liking [1.7]
Explanations in French Amour, affection [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Adidy nandresy fitiavana Tritriva (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Antsam-pitiavana (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Fahantrana sy Fitiavana (Rapatsalahy Paul)
Ilay fitiavana mpandresy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs 

Updated on 2023/01/20