Entry maso
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary
¶ Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika
¶ Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana
[Rajemisa 1985]
English definition the eye [Hallanger 1973]
French definition l'oeil [Hallanger 1974]
French definition oeil [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
maso
masoko
masonao
masony
masontsika
masonay
masonareo
mason'
mason-
masom-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola, page 7]
2Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [Rajohanesa: Kintana]
3Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [Andriamalala: Ranomasina, page 57]
4Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [Andraina: Mitaraina, page 151]
Quotes 
Articles 

2018/05/13