Entry fitia (tia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Explanations in French L'affection [1.3]
 Amour [1.5]
Examples hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fitia, fitiako, fitianao, fitiany, fitiantsika, fitianay, fitianareo, fitian', fitian-, fitiam-
Prefixed : -pitia, -pitiako, -pitianao, -pitiany, -pitiantsika, -pitianay, -pitianareo, -pitian', -pitian-, -pitiam-
Compound words 
Titles Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ilay fitia (Solonomenjanahary Ranivoarisoa)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/20