|
|
|
|

Entry 1  miteny
Root  2 teny
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha
5 Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao
6 Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo
7 Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". [1.1#729]
Explanations in English  8 to speak, to tell; to admonish [1.7]
Explanations in French  9 parler, dire; admonester [1.3#696, 1.8]
10 discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3#696]
Examples  11  Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho; [2.324#]
12  Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#]
13  Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  latsa-bava, 19  loabolana, 20  milaza, 21  miloa-bava, 22  miloa-peo, 23  mivolana
Combinations  24  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miteny
Proverbs  25  Proverbs containing that word

Anagrams  26 mienty, miteny

Updated on 2026/04/22