Entry rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
Explanations in English Water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
 Water; liquid [1.7]
Explanations in French Eau; liquide [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Eau [1.405]
Examples 
1Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324]
2Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69]
3Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
4Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442]
5ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
6Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano. [2.471]
7Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470]
8Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika. [2.472]
Morphology 
Simple : rano, ranoko, ranonao, ranony, ranontsika, ranonay, ranonareo, ranon', ranon-, ranom-
Prefixed : -drano, -dranoko, -dranonao, -dranony, -dranontsika, -dranonay, -dranonareo, -dranon', -dranon-, -dranom-
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Titles Rano an' ala madio mangamanga
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Entry rano
Part of speech noun
Explanations in French  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196]
Vocabulary 
Compound words 

Entry rano
Part of speech noun
Explanations in English A child that dies under two years of age [1.2]

Entry rano
Part of speech noun
Explanations in English A disease supposed to arise from water [1.2]
Vocabulary 

Entry rano
Part of speech adjective
Explanations in English Soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]

Entry raño
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] sakaiza [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/05/28