Entry mifanaraka (araka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
¶ Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra
¶ Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [Rajemisa 1985]
English definition   to agree [Hallanger 1973]
French definition   être d'accord, s'entendre [Hallanger 1974]
Examples  
1Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 13]
2Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [Andraina: Mitaraina, page 162]
3Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [Callet: Tantara, page 28]
Morphology  
mifanaraka
nifanaraka
hifanaraka
mifanaraha
Quotes  

Updated on 2012/08/01