Entry fo
Part of speech noun
Malagasy definition Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [Rajemisa 1985]
English translation the heart (physical) [Richardson 1885]
 the heart [Hallanger 1973]
French translation coeur [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 intérieur, moelle de certaines plantes [Abinal 1888]
 (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Morphology 
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word fo (1): Ambohipo

Entry fo
Part of speech noun
Malagasy definition Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [Rajemisa 1985]
English translation the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [Richardson 1885]
French translation volonté, courage, désir, intention [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

Entry fo
Part of speech adverb [full list]
English translation  [Provincial] foana [Richardson 1885]

Entry fo~
Part of speech prefix [Words with fo~]
Malagasy definition Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [Rajemisa 1985]
French translation préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [Rajemisa: Grammaire]

Updated on 2020/07/31