|
|
|
|

Entry vola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
  drala [1.13]
Explanations in English Money in general [1.7]
Explanations in French Argent; monnaie [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : vola, volako, volanao, volany, volantsika, volanay, volanareo, volan', volan-, volam-
Prefixed : -bola, -bolako, -bolanao, -bolany, -bolantsika, -bolanay, -bolanareo, -bolan', -bolan-, -bolam-
Derivatives 
Article 

Entry vola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Explanations in English Silver [1.7]
Explanations in French Argent [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Synonyms volafotsy
Analogs  Ag
Tables and plates Periodic Table

Entry vola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Volana mpanazava alina [1.78]

Updated on 2024/08/31