Entry | hatezerana (tezitra) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] | ||
Vocabulary | Emotions | ||
Synonyms | fahatezerana | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word hatezerana | ||
Updated on 2023/01/05 |