Entry fanambadiana (vady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery) [1.78]
 Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka.
(Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) [1.1]
Explanations in English Marriage, the married state [1.7]
Explanations in French Mariage [1.3, 1.8]
 L'action d'épouser, le motif [1.3]
 La vie de ménage [1.8]
Examples 
1Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana. [2.606]
2Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? [2.529]
3Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. [2.643]
Morphology 
Simple : fanambadiana, fanambadiako, fanambadianao, fanambadiany, fanambadiantsika, fanambadianay, fanambadianareo, fanambadian', fanambadian-, fanambadiam-, fanambadia-
Prefixed : -panambadiana, -panambadiako, -panambadianao, -panambadiany, -panambadiantsika, -panambadianay, -panambadianareo, -panambadian', -panambadian-, -panambadiam-, -panambadia-
Compound words 
Titles Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana (Rasamuel Maurice)
Kabarim-panambadiana (Rabenjamina Androvakely)
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/07/11