| Entry (1/2) | 1 sakaiza |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany
4 Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [1.1] |
| Explanations in English |
5 a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour
[1.7] |
| Explanations in French |
6 ami, compagnon; amant
[1.8] |
| Examples |
7 Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza.
[2.270#125]
8 Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193] 9 dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 28 fatidra, 29 longo, 30 mahatoky, 31 mifampihinananymantasynymasaka, 32 mpifankatia, 33 mpirahalahymizaradianomby, 34 namana, 35 ranosyvary, 36 tanankaviasyhavanana, 37 tapaka, 38 tranoatsimosyavaratra |
| All compound words | 39 8 combinations of that word |
| Proverbs | 40 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 41 sakaiza |
| Part of speech | 42 noun |
| Explanations in French |
43 (au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 44 Botany |
| Updated on 2025/11/17 |
|