Entry Le Livre de la Sagesse Malgache
Part of speech name (book or play title)
Malagasy translation nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913. Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely. Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety [Rahajarizafy 1988]
Subtitle Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses
Author Veyrières Paul de (s.j.), 1913; Méritens Guy de (s.j.), 1967
Publishing House 1967. Editions Maritimes et d'Outre-Mer. Width: 15cm. Height: 24cm. Pages: 664.
Vocabulary 
Tables and plates All the titles
Text 
Illustrations 

Updated on 2020/07/31