Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : matory | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza atao lamban’ ny matory: izay mahatsiaro manintona. [2.653 #357]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro misintona avokoa. [2.558 #406] Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra. [2.165 #1091] Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra avokoa. [2.558 #406] | ||||||||||||||||||||
French translation | N' agissez pas comme on fait avec le "lamba" de ceux qui dorment: c' est celui qui se réveille (le premier) qui l' emporte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Aza manao tahaka any ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany; voky alina, entiko miasa aza izany. [2.653 #506]
Aza manao tahaka an' ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany ; voky alina, entiko miasa aza izany. [2.415 #3901] Aza manao tahaka ilay kamo : voky antoandro, entiko matory aza izany, voky alina entiko miasa aza izany. [2.558 #579] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme le paresseux quand il est bien repu le jour, il dit : si je pouvais aller au lit avec un tel repas ; et quand il est bien repu la nuit, il dit : si je pouvais aller au travail avec un tel repas. [2.415 #3901] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Aza matory manana adidy sao latsain' ny masoandro mody. [2.558 #711] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Didimaso tsara ondana ka matory manana aretina. [2.558 #992]
Didimaso tsara ondana : matory manana aretina. [2.653 #848, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana olona manana aretina na misy mahavoa azy, nefa misy zavatra mahasondriana azy ka mipetrapetraka tsy manahy na inona na inona izy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Fisakaizana Fisakaizana amim-posa ka izay matory aloha tsentsefina. [2.558 #1166] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Harongam-pohatra ny momba; Harongam-pohatra ny momba; Harongam-pohatra ny momba ; | ||||||||||||||||||||
French translation | La femme stérile est comme un arbre haronga arraché ; la femme qui a enfanté peut avoir sa moitié enfouie sans être pourrie. [2.415 #912] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe dit la tristesse de la stérilité et le bonheur de la maternité ; il fait allusion au placenta que le père va enfouir au sud de la maison, après la naissance de l' enfant. [2.415 #912] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Hianao angaha tsy matahotra ny ho voarangotra, no saka matory ka Saka matory ka | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne tirez pas la moustache au chat qui dort. [2.974 #262]
Vous ne craignez donc pas d'être égratigné que vous tirez la moustache à un chat qui dort. [2.415 #6281] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ne réveillez pas le chat qui dort. [2.415 #6281] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Ilay kamo mivady : ny lahy matory maraina, ny vavy manao be fahandro, ka tafaray samy adala. [2.558 #1400]
Ilay kamo mivady : ny lahy matory maraina, ny vavy manao be fahandro : tafahaona ny adala roa. [2.653 #1114, 2.415] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mariage de paresseux : l'homme se lève tard, la femme dépense beaucoup pour la nourriture ; deux sots qui se sont unis. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Union de paresseux conduit à la misère. [2.415 #1196] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Manao Manao | ||||||||||||||||||||
French translation | Avoir une audace de vache : elle va flairer un caïman qui dort. [2.415 #6296] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Mandry be eritreritra sahala amin' ny mpitrosa. [2.558]
Mandry tsy matory ny mpitrosa. [2.653 #1604] Mandry tsy matory sahala amin' ny mpitrosa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Mandry mpisikidy, matory | ||||||||||||||||||||
Proverb 12 | Matory manana aretina toa didimaso. [2.558 #2195] | ||||||||||||||||||||
Proverb 13 | Matory mitsangana, mandeha mitsivalana toa lamba. [2.558 #2196] | ||||||||||||||||||||
Proverb 14 | Matory tsy | ||||||||||||||||||||
Proverb 15 | Mierotra tsy matory, boatra ny kitratraina. [2.653 #1749]
Mierotra tsy matory, hoatry ny kitratraina. [2.415 #2813] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ronfler sans dormir comme un poitrinaire ou un asthmatique. [2.415 #2813] | ||||||||||||||||||||
Proverb 16 | Mpitovolahy mamaky taolana : haniko rehefa handry. [2.415 #1577, 2.653 #1993]
Mpitovolahy mamaky taolana: haniko rehefa hatory. [2.558 #2627] | ||||||||||||||||||||
French translation | Jeune célibataire qui casse un os : je mangerai la moelle avant d' aller au lit, dit-il. [2.415 #1577] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il se console ainsi de ne pas être marié. [2.415 #1577] | ||||||||||||||||||||
Proverb 17 | Natory tsara ondana, fa tsy afak' aretina. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
French translation | Dormir sur un bon oreiller, sans être débarrassé de sa maladie. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les soucis restent. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
Proverb 18 | Ny matory naman' ny maty; ny takona naman' ny jamba. [2.165]
Ny matory naman' ny maty, ny takona naman' ny jamba, ary ny jamba moa jamba rahateo. [2.558 #3131] Ny matory, naman' ny maty ; ny takona, naman' ny jamba ; ny jamba, jamba rahateo. [2.415 #2159, 2.653 #2337] | ||||||||||||||||||||
French translation | Celui qui dort ressemble à un mort, celui qu' on empêche de voir ressemble à un aveugle, l' aveugle est déjà aveugle. [2.415 #2159]
Ceux qui dorment ressemblent aux morts; ceux qui sont cachés (c. à. d. absents) ressemblent aux aveugles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les premiers n' entendent et ne voient rien; les seconds, étant absents, ne voient rien non plus de ce qui se passe. [2.165]
Manière de dire que le sommeil est l' image de la mort. [2.415 #2159] | ||||||||||||||||||||
Proverb 19 | Nofy tsy azo tsy matory, ny saina tsy an' ny be kirikiry. [2.558 #2806] | ||||||||||||||||||||
Proverb 20 | Raha mananatra ny adala, aleony matory toy izay mba hihaino ; ary raha mananatra ny hendry, ny ao an-tsaina be, ny an' olona alainy koa. [2.415 #6525, 2.653 #2687] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand on fait la leçon à un étourdi, il aime mieux dormir que d' écouter ; mais quand on fait la leçon à un sage, il a déjà bien des choses dans sa tête, et cependant il recueille encore ce qui lui vient des autres. [2.415 #6525] | ||||||||||||||||||||
Proverb 21 | Sitraka enti-matory, ka | ||||||||||||||||||||
French translation | A une chose qui a fait plaisir au moment de s' endormir, on répond en se réveillant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 22 | Sitrapo ka anenenana toy ny mihaotra matory. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est de son plein gré, et il s' en repent : tout en dormant il s' est gratté, et il en souffre. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait du remords. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
Proverb 23 | Takatra | ||||||||||||||||||||
Proverb 24 | Tsy mety raha manao fosalahy | ||||||||||||||||||||
Proverb 25 | Tsy misy mora atao, toy ny malemy, nefa aleon' ny kamo matory. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 26 | Voalavolahy mila loza, ka miditra an-trano misy saka. [2.558 #4968]
Voalavolahy mila loza : miditra an-trano misy saka. [2.415 #6331, 2.653 #3700] Voalavolahy mila loza; saka matory ka Voalavolahy sasatry ny miaina: saka matory ka Voalavo sasatra ny miaina, ka mandalo ambany ny saoky ny saka. [2.653 #3696] Voalavo sasatra ny miaina: saka matory ka Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saokan' ny saka. [2.165 #874] Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saoky ny saka. [2.415 #6335, 2.974 #292] Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo saokan-tsaka. [2.558 #320] Voalavo sasatry ny miaina raha saka matory ka | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa tsy tokony ho sahisahy foana ka manakaiky ny loza mahafaty. [1.1]
Enti-milaza ireo olona sahisahy loatra ka tsy mitsapa izay mety hahafaty azy akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Courir à sa perte comme un rat qui irait tirer la moustache d' un chat qui dort. [2.415 #6332]
Rat fatigué de vivre, et qui passe sous le menton du chat. [2.974 #292] Rat fatigué de vivre : il passe sous le menton du chat. [2.415 #6335] Un rat qui en a assez de la vie et il passe sous le menton du chat. [2.165 #874] Un rat qui entre dans une maison où il y a un chat, est un rat qui cherche malheur. [2.415 #6331] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Qui s' expose au danger y périra. [2.415 #6335]
Se disait des gens qui s'exposent au danger. [2.415 #6331] | ||||||||||||||||||||
Proverb 27 | Vovon' ny kamo : aza matory ohatra ahy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||