Entry voky
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
Explanations in English Filled, satiated, satisfied [1.7]
Explanations in French Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
 Qui en a assez
Comblé de richesses [1.3]
Examples 
1mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
2Homàna fa izahay efa voky. [2.472]
Morphology 
Simple : voky
Imperative : vokisa
Derivatives 
Compound words 
Toponyms 
Analogs  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/23