Entry |
miteraka
(teraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
|
Explanations in French | Accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Accoucher [1.405]
|
Examples |
1 | Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao.
[2.324]
|
2 | Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana.
[2.5]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
miteraka,
mitera- |
Past : |
niteraka,
nitera- |
Future : |
hiteraka,
hitera- |
Imperative : |
miteraha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|