Entry masoandro (maso, andro)
Part of speech noun
Malagasy definition Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
¶ Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
¶ Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [Rajemisa 1985]
English definition the sun [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition soleil
¶ (figuré) le père, le souverain [Abinal 1888]
 le soleil [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word masoandro (3): Ambohibemasoandro, Ambohijanamasoandro, Tsaramasoandro

2017/06/29