| Entry (1/7) | 1 saka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany
4 ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [1.1] |
| Explanations in French |
5 produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier
[1.196] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 15 19 combinations of that word |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/7) | 17 saka |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in Malagasy |
19 Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano.
[1.1] 20 kary na saka dia [Masikoro] [2.606#153] |
| Explanations in English |
21 a cat; cf. piso, kary
[1.7] |
| Explanations in French |
22 chat
[1.54, 1.13] 23 chat; cf. piso, kary [1.8] |
| Vocabulary | 24 Zoology: mammals |
| Synonyms | 25 piso |
| All compound words | 26 9 combinations of that word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Entry (3/7) | 28 saka |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets
[Taisaka]
[1.78] |
| Vocabulary | 31 Zoology: (in general) |
| All compound words | 32 2 combinations of that word |
| Proverbs | 33 Proverbs containing that word |
| Entry (4/7) | 34 saka |
| Part of speech | 35 noun |
| Explanations in Malagasy |
36 sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha
[Bara]
[1.78] |
| Vocabulary | 37 Geography: (in general) |
| Entry (5/7) | 38 saka |
| Part of speech | 39 noun |
| Explanations in Malagasy |
40 sakana, fisakanana
[Taisaka]
[1.78] |
| Entry (6/7) | 41 saka |
| Part of speech | 42 noun |
| Explanations in Malagasy |
43 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
44 Habe salasalany, antonintoniny 45 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy 46 Salasalany, atriatry: Sakan-karona [1.1] |
| Explanations in French |
47 largeur
[1.13] |
| Vocabulary | 48 Space |
| Synonyms | 49 ampohy |
| All compound words | 50 9 combinations of that word |
| Entry (7/7) | 51 saka |
| Part of speech | 52 noun |
| Explanations in French |
53 (de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu (afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette.
[Taisaka]
[1.196] |
| Vocabulary | 54 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 56 Aksa, 57 kasa, saka |
| Updated on 2025/12/23 |
|