Entry mananatra (anatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
¶ Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny
¶ Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [Rajemisa 1985]
English definition to advise, to warn, to admonish, to rebuke, to chastise. In the provinces it means to teach. [Richardson 1885]
 to advise; to rebuke [Hallanger 1973]
French definition conseiller [Hallanger 1974]
Morphology 
mananatra
nananatra
hananatra
mananara
Quotes 

2011/10/30