Entry manana (anana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [Rajemisa 1985]
English definition to have, to possess [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to own [Hallanger 1973]
French definition avoir, posséder [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphology 
manana
manan-
manam-
mana-
nanana
nanan-
nanam-
nana-
hanana
hanan-
hanam-
hana-
mana
Compound words, titles, names 
Examples 
1Manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [Abinal 1888]
2Manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [Abinal 1888]
3fa manana tapaka tokoa aho ary mana-namana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [Callet: Tantara, page 437]
Quotes 
Toponymy Place names having the word manana (5)
Ambohimanambola
  Manambato
  Manambolo
  Mananjara
  Manantantely
 

Entry manàna (anana)
Part of speech imperative of active verb manana [list]

Entry manana (hana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maka na misambo-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Entry mañaña
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] diso fanantenana [Rakotosaona 1972]

Entry mañana
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition  [Bezanozano] hagagana
¶ gaga [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka, Tambahoaka] gaga [Rakotosaona 1972]

Entry Manana
Part of speech name (toponym) [list]
French definition petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

2014/09/09