Entry vavy
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1]
Explanations in English Female
A female [1.7]
Explanations in French Femelle [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Femelle [1.405]
Examples 
1Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472]
2Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Antonyms 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 

Updated on 2023/04/24