Entry kamo
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
Mitovy hevitra: benamboka ~ kalaina ~ kamo be kibo ~ kamo be tenda ~ kamo velona ~ kisinina ~ lava lamosina ~ malaina ~ manao afo am-bilanikely ~ manary andro foana ~ midonana-poana ~ mirendrena ~ miriorio ~ mitanina andro tsy manavy ~ mitoe-poana ~ mitoe-poana toa volon' orona ~ mitonantonana ~ mpanao lalimanga ~ mpitango lalitra [Rajemisa 1985]
English definition lazy; lacking in appetite [Hallanger 1973]
French definition paresseux; qui n'a pas d'appétit [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples -- Ity leitsy kamo a! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
Quotes 

Entry kamo
Part of speech noun
Malagasy definition Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [Rajemisa 1985]
Synonyms kamoladina

2019/08/31