Entry sasatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
Sosotra. sasa-miandry azy aho.
Jereo valaka. [1.1]
Explanations in French Fatigué [1.3, 1.5]
Examples 
1Sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3]
2Sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3]
3ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[2.131]
Morphology 
Simple : sasatra, sasatry, sasatr', sasa-
Prefixed : -tsasatra, -tsasatry, -tsasatr', -tsasa-
Derivatives 
Synonyms valaka ~ vizana ~ relaka
Compound words 
Proverbs 

Entry sasatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Zava-bitsy [1.78]

Updated on 2023/07/26