Entry avokoa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny
Daholo [1.1]
Explanations in English All, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo. [1.2]
 All without exception [1.7]
Explanations in French Tous, tous sans exception [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31