Entry |
loko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara [1.1]
|
Explanations in English | Paint; color Rouge and lipstick [1.7]
|
Explanations in French | Peinture, couleur [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Rouge à lèvres [1.8]
|
| (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit :
lush . arabe :
luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie.
La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques.
Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours.
[Mahafaly, Sakalava, Taimoro]
Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [1.196]
|
Examples |
1 | Raha loko mainty re no atao hoe?
[1.223]
|
2 | Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina.
[2.245]
|
3 | Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano.
[1.225]
|
4 | ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy.
[1.38]
|
5 | Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery.
[2.499]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
loko,
lokoko,
lokonao,
lokony,
lokontsika,
lokonay,
lokonareo,
lokon',
lokon-,
lokom- |
Prefixed : |
-doko,
-dokoko,
-dokonao,
-dokony,
-dokontsika,
-dokonay,
-dokonareo,
-dokon',
-dokon-,
-dokom- |
|
Derivatives |
Tables and plates |
|
|
Entry |
loko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
savoka
[1.78]
|
| [Bezanozano]
dity
[1.78]
|
| Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. [1.1]
|
| bontily,
savoka
[1.13]
|
Explanations in English | Sealing wax; glue [1.7]
|
Explanations in French | Cire à cacheter; colle [1.8]
|
| Cire d'abeille [1.13]
|
Analogs |
bontily ~
savoka |
|
Entry |
loko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Nonon'omby vavy [1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
lôko
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Sakalava-Mayotte]
Poisson [1.405]
|
Vocabulary |
|