Entry mantsasaka (antsasaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo [1.1]
Explanations in French Mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement [1.3]
Examples tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. [2.285]
Morphology 
Simple : mantsasaka, mantsasaky
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20