Entry mena mangatrakatraka
Elementary words mena ; mangatrakatraka
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: loko
Examples 
1Voaloko mena ny ampingan'ny mpiadiny, miakanjo mena mangatrakatraka ny miaramilany: [2.996]
2Toa mpanjaka kely fahiny no fitazan' i Bina azy amin' izato akanjony sily mena mangatrakatraka. [2.499]

Updated on 2023/08/02