|
|
|
|

Entry1  loko afo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] loko fanaovana tombo-kase, izay dorana amin' ny afo ka mitsonika mitete ary iny mitsonika iny no apetaka amin' ny valopy ho filazana fa tsy misy mahazo manokatra azy io raha tsy izay tokony hanao izany
Elementary words  4  loko, afo

Anagrams  5  alofoko, loko afo

Updated on 2025/01/21