| Entry | 1 vololona |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée)
[1.196] |
| Examples |
6 tsy fary aho ka ho be vololona
[2.69#0]
7 Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#] |
| Vocabulary | 8 Botany: (in general) |
| Combinations | 9 6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vololona |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|