Entry | 1 fotsy bobo |
Elementary words | 2 fotsy, bobo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza [1.1] |
Explanations in English |
5 an off-white color, as the skin bleached by disease [1.7] |
Explanations in French |
6 blanc anormal, comme les albinos [1.8] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |