|
|
|
|

Entry 1  mandoko
Root  2 loko
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
9 Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
10 Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
Explanations in English  11 to paint, to color; to glue [1.7]
Explanations in French  12 peindre, colorer; coller [1.8]
Examples  13  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]

Anagrams  14 komando, mandoko

Updated on 2026/04/20