|
|
|
|

Entry1  maitso tanora
Elementary words  2  maitso, tanora
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] maitso matsora
Explanations in French  5  [1.3] vert tendre clair
Examples  6  [2.332#15] maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny
7  [2.5#46] Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/12/07