| Entry (1/2) | 1 lalao |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
4 Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly 5 Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1] |
| Explanations in English |
6 play, recreation, amusement
[1.7] |
| Explanations in French |
7 jeu, amusement
[1.8] |
| Examples |
8 lalao tsy mahomby loatra ity.
[1.437#]
9 nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#] |
| Derivatives |
|
| Hyponyms |
|
| All compound words | 65 2 combinations of that word |
| Proverbs | 66 Proverbs containing that word |
| Article | 67 Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana) |
| Entry (2/2) | 68 lalao |
| Root | 69 lala |
| Part of speech | 70 imperative of passive verb lalaina [Full list] |
| Examples |
71 lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy
[1.1]
|
| Updated on 2026/01/14 |
|