|
|
|
|

Entry (1/2)1  moraingy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 haiady nentin-drazana izay mbola fanao any amin' ny faritra sasany eto Madagasikara [1.62#798]
Explanations in French  4 boxe traditionelle [1.5#211]
5 nom donné à une sorte de lutte très populaire [1.196]
Examples  6  Indraindray ry zareo raha mandray vahiny dia manao moraingy [2.643#]
7  Ao kosa ireo kilalao mihavitsy mpanao toy ny raosy jamba, ny amponga tany, ny marakely, ny moraingy. [2.117#]
8  Lalao mikasika ny fiainan'ny mpivady mandrakariva no fanaon' ny ankizivavy, fa ny kiombiomby sy ny lalaom-batana (moraingy) [2.606#]
Vocabulary  9  Sports
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)53  moraingy
Part of speech  54  noun
Explanations in Malagasy  55 hazo avy any Indo-Malezia. Tany Maorisy sy La Réunion aloha no nampidirina azy. Vao haingana ihany no tonga teto Madagasikara. Faritra mafana no tiany, rehefa latsaky ny 300 metatra ny haavony, any avaratra sy avaratra andrefana. Rehefa mihintsana ny raviny, dia mihanjahanja ireo sampany, saika manao fandrin-drano sy ireo voany maitso loko, lava mikirozaroza ohatra ny apela. Manodidina ny voany ny kiran' ny kapôka. Septambra ka hatramin' ny Novambra no mamony sy mamoa. [1.62#798]
Explanations in French  56 Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). L'huile tirée des graines est utilisée par les lutteurs pour s'oindre le corps. [Sakalava] [1.196]
Vocabulary  57  Botany
Analogs  58  landihazobe, 59  pemba
Scientific name 

Anagrams  61 amingory, moraingy

Updated on 2026/01/14