| Entry | 1 tsontsori-mamba |
| Elementary words | 2 tsontsorika, 3 mamba |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy
[1.1] |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Proverbs | 49 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/01/14 |
|