|
|
|
|

Entry1  tongo-dovia
Elementary words  2 tongotra, 3 lovia
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
6 Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1]
Explanations in French  7 course à cloche-pied [1.13]
Vocabulary  8  Sports 9  Game
Analogs  10  manaogisalahymatyvady, 11  manaotongodovia
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  56  Proverbs containing that word

Updated on 2026/01/14