Entry tapika
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
¶ Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [Rajemisa 1985]
Morphology 
tapiny
tapik'
tapikan'
tapi-
Synonyms tapiny
Compound words, titles, names 

Entry tapika (pika)
Part of speech noun
Malagasy definition Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [Rajemisa 1985]
French definition jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tapika
Part of speech noun
French definition  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Updated on 2020/01/11