Entry fanorona (sorona)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra [Rajemisa 1985]
English definition   the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. [Richardson 1885]
   Malagasy chess [Hallanger 1973]
French definition   jeu d'échecs malagasy [Hallanger 1974]
Examples  
1fa ny fanorona no maty natoko; [Dahle: Angano, page 231]
2Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. [FOFAFIPE: Haivola, page 114]
3Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 151]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   afa-bela ~ afoina ~ andimy ~ antsivy ~ diam-panorona ~ diso paika ~ diso paika ka matim-bela ~ famoinana ~ fikizoana ~ foibe ~ foibeny ~ foina ~ forin-daka ~ halany ~ homam-bela ~ lahim-bela ~ laka ~ lakakely ~ lakamanga ~ mamoina ~ matim-bela ~ mikaleva ~ mikizo ~ paika ~ pai-panorona ~ poka akalana ~ riadriatra ~ seranana ~ seranina ~ sora-panorona ~ telo noho dimy ~ toko falana ~ vato ~ vela ~ very paika ~ very petsika

Entry Fanorona
Part of speech   name (book or play title)
Subtitle   the National Game of Madagascar.
Author   Chauvicourt J.& S.
Publisher   44 pages. (translated in English by Leonard Fox). History and rules of the fascinating / International Fanorona Association. 278-A Meeting St, Charleston, SC 29401. Malagasy board game.
1984
Tables and plates   All the titles
Text  

2018/05/31