Entry tanisa (isa)
Part of speech noun
Malagasy definition Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [Rajemisa 1985]
English translation a game of jacks involving counting [Hallanger 1973]
French translation jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 

Updated on 2020/07/31