Entry daka
Part of speech noun
Malagasy definition Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina [Rajemisa 1985]
English definition a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [Richardson 1885]
 a kick [Hallanger 1973]
French definition Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied) [Abinal 1888]
 coup de pied [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  ambadika ~ ankoatra ~ ankodina ~ antongomby ~ antsatoka ~ dakabe ~ diamanga ~ kapatokana ~ kopala manatrika ~ tsipaka
Examples 
1Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [Andraina: Mitaraina]
2Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Quotes 

Entry daka
Part of speech noun
Malagasy definition Tohana: Asivy daka ny ny lohatrano fa lava loatra [Rajemisa 1985]
French definition Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [Abinal 1888]
Derivations 

2017/06/30