|
|
|
|

Entry1  tolona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Game
Explanations in Malagasy  9  ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
10  Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
11  Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Explanations in French  12  lutte [1.13]
Examples  13  Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Morphology 
14  Simple :
Proverbs  15  Proverbs containing the word tolona

Anagrams  16  ntaolo, tolona

Updated on 2020/07/31