Entry lalaovina (lalao)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra
¶ Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io
¶ Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be played with [Richardson 1885]
 to be played with; to be mocked [Hallanger 1973]
Explanations in French avec quoi ou dont on joue [Hallanger 1974]
Morphology 
lalaovina
lalaoviko
lalaovinao
lalaoviny
lalaovintsika
lalaovinay
lalaovinareo
lalaovin'
lalaovin-
lalaovim-
lalaovi-
nolalaovina
nolalaoviko
nolalaovinao
nolalaoviny
nolalaovintsika
nolalaovinay
nolalaovinareo
nolalaovin'
nolalaovin-
nolalaovim-
nolalaovi-
holalaovina
holalaoviko
holalaovinao
holalaoviny
holalaovintsika
holalaovinay
holalaovinareo
holalaovin'
holalaovin-
holalaovim-
holalaovi-
lalaovy

Updated on 2020/07/31