| Entry |
havana
|
| Part of speech | noun
|
| | Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
[1.1]
|
| | A friend [1.2, 1.7]
|
| | A relation, an alliance. See sakaiza,
longo
[1.2]
|
| | A relative, an ally; cf. sakaiza
[1.7]
|
| | Parent [1.3, 1.54, 1.8]
|
| | Allié, ami [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Be havana koa ianareo izany!
[2.442]
|
| 2 | Tsy manana havana koa, fa izaho irery.
[2.332]
|
| 3 | Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana.
[2.298]
|
| 4 | Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana.
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
| Prefixed : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
havana
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
|
| Morphology |
| Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
| Prefixed : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
havana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Havanana [1.78]
|
| | [Taisaka]
Droite [1.82]
|
| Morphology |
| Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
| Prefixed : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
| Derivatives |
|