| Entry | razana | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo Ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1] | |||||||
| An ancestor [1.7] | |||||||
| Les ancêtres, les aïeux [1.3] | |||||||
| Ancêtres [1.54] | |||||||
| Ancêtre [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Article | Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Entry | razaña | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Tambahoaka] Zaran' antsy, ets. [1.78] | |||||||
| Updated on 2024/08/15 |
|