|
|
|
|

Entry halam-patana
Part of speech locution
Elementary words halana, fatana
 Ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana [1.1]
 A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth. [1.2]
 Entourage du foyer [1.54]

Updated on 2024/08/13