| Entry |
reny
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
|
| | Mother, female parent [1.7]
|
| | Mère [1.3, 1.54, 1.8]
|
| | Tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
|
| | Parente [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao.
[2.324]
|
| 2 | Izaho koa mba manana reny.
[2.471]
|
| 3 | nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona.
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
reny,
reniko,
reninao,
reniny,
renintsika,
reninay,
reninareo,
renin',
renin-,
renim- |
| Prefixed : |
-dreny,
-dreniko,
-dreninao,
-dreniny,
-drenintsika,
-dreninay,
-dreninareo,
-drenin',
-drenin-,
-drenim- |
|
| Article |
|
| Entry |
reñy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Tsy fandrenesana [1.78]
|
|
| Entry |
reny
|
| Part of speech | participle re and pronoun
|
| | Mitovy amin' ny re
[1.1]
|
| | Another form of re
[1.2]
|
| | Entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|