| Entry | zafimpaladia | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Elementary words | zafy, faladia | ||||
| [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1] | |||||
| Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] | |||||
| [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3] | |||||
| [ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5] | |||||
| Sixième génération [1.54] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples | Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
[2.5] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/06/07 |
|