| Entry |
zanaka
|
| Part of speech | noun
|
| | Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo
[1.1]
|
| | A child, offspring; the young of animals [1.7]
|
| | Fils, fille [1.54]
|
| | Enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
|
| | (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification).
Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa.
On précise souvent
zanakazo : jeunes plants des arbres (de
zanaka et
hazo).
[1.196]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Enfant [1.405]
|
| Examples | Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako.
[2.4]
|
| Morphology |
| Simple : |
zanaka,
zanako,
zanakao,
zanany,
zanatsika,
zanakay,
zanakareo,
zanak',
zana-,
zanaky |
| Prefixed : |
-janaka,
-janako,
-janakao,
-janany,
-janatsika,
-janakay,
-janakareo,
-janak',
-jana-,
-janaky |
|
| Derivatives |
|